COMMÉMORATION DU CENTENAIRE DE LA GRANDE GUERRE

Anosy : Inauguration d’une plaque commémoration du centenaire de la Grande Guerre ; Dépôt de gerbes uniques aux noms de tous les pays représentés ; Remise de décoration de deux anciens combattants : Mr Alain Primaux More »

FAMARANANA NY « IRAY VOLAN’NY FAMOTSORAN-KELOKA HO AN’NY FITAZONANA BASY TSY ARA-DALANA »

Tapitra ny talata 31 oktobra 2018 teo ny fe-potoana nifanomezan’ny Fanjakana sy ny Vahoaka Malagasy ho amin’ny « Iray volan’ny Famotsoran-keloka ho an’ny fitazonana basy tsy ara-dalàna ». Fotoam-bavaka iraisam-pinoana no nanakatonana izany ny More »

Résultats de la 2° phase des concours d’entrée à l’Académie Militaire Antsirabe, année 2018

  Admis définitifs XLII° Admis définitifs XXI° PIA Instruction attn XLII directe et XXI PIA admis définitifs         More »

RÉSULTAT DU CONCOURS ACMIL XLII° PREMIÈRE PHASE

RESULTATS CONCOURS ACMIL XLII° 1ère PHASE More »

 

AVIS AUX CONCOURS D’ENTRÉE DANS LES ECOLES DE FORMATION D’OFFICIER DE L’ARMÉE EN FRANCE

AVIS DE CONCOURS EFO 2019-2020 Test de Presélection EFO 2019

FIOFANANA NIARAHAN’NY FOLOALINDAHY MALAGASY SY NY TAFIKA AMERIKANA

Manomana ny fifidianana fiodinana faharoa ho filoham-pirenena i Madagasikara amin’ity volana ity ka manana hafatra manokana ho an’ny vahoaka Malagasy ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena : ny  ho tony sy hilamina ary hifanaja fa tsy hifampiantsy sy hifandranitra amin’ny tsy fitoviana ara-poto-kevitra politika ao aloha sy mandritra ary aoriana izany. Manana ny kolotsaina sy soatoavina maha

FENO 15 TAONA NY VONDRONA VONJY VOINA

Mankalaza ny faha 15 taona nijoroany ny Vondrona Vonjy Voina na ny “Corps de Protection Civile” etsy amin’ny BANI Ivato, ny alarobia 28 novambra 2018. Nisongadina nandritra izany ny fitokanana ny tsangam-bato faha 15 taona nijoroan’ny vondrona, miaraka amin’ny faneva ny holafy 5 mandrafitra azy. Ary narahina tamin’ny fampisehoana fahaiza-manao mikasika ny vonjy voina teo

COMMÉMORATION DU CENTENAIRE DE LA GRANDE GUERRE

Anosy : Inauguration d’une plaque commémoration du centenaire de la Grande Guerre ; Dépôt de gerbes uniques aux noms de tous les pays représentés ; Remise de décoration de deux anciens combattants : Mr Alain Primaux et Philippe Pascaux ; Lecture de l’ordre de jour du Marchal Foch par l’Attaché de Défense Brève historique de la Grande guerre lue par

FAHATSIAROVANA NY FAHAZATO TAONA NY ADY LEHIBE VOALOHANY

Taorian’ireo hetsika maro izay efa nokarakaraina nandritra ny fahatsiarovana ny faha-100 taonan’ny ady lehibe voalohany dia ireo mpianatra ao amin’ny « Mention » tantara  eny Ankatso indray  no nisitraka izany tamin’ity faran’ny herinandro ity ny Zoma faha-09 novambra 2018. Ny profesora sady mpampianatra mpikaroka Lucile RABEARIMANANA sy ny Jeneraly Ramihone ANDRIAMISA Amédée no nitondra ny famelabelarana  narahana adihevitra

FAMARANANA NY « IRAY VOLAN’NY FAMOTSORAN-KELOKA HO AN’NY FITAZONANA BASY TSY ARA-DALANA »

Tapitra ny talata 31 oktobra 2018 teo ny fe-potoana nifanomezan’ny Fanjakana sy ny Vahoaka Malagasy ho amin’ny « Iray volan’ny Famotsoran-keloka ho an’ny fitazonana basy tsy ara-dalàna ». Fotoam-bavaka iraisam-pinoana no nanakatonana izany ny alatsinainy faha-05 novambra 2018  ho fisaorana an’Andriamanitra sy ho fangataha-pitahiana ho an’ny mpitandro filaminana sy ny firenena amin’izao roa andro mialoha tsy ahatongavana

FAMPIRATIANA TANY TADIO-FANDRIANA

Ho fanakatonana ny fankalazana ny faha 100 taonan’ny ady lehibe voalohany  sy ny fifanaovan-tsonia tamin’ny fitsaharan’ny ady ary ho fanomezan-danja ireo miaramila Malagasy nandray anjara tamin’izany dia ny Musée” Johanesa RAFILIPISON ao amin’ny Fokontany  Tadio Fandriana indray no nanaovana fampiratiana ireo  tahirin-tsarin’ireo miaramila malagasy nandray anjara nandritry izany sady  toerana niavian’ny Johanesa RAFILIPISON, ny 02 novambra

FITSIDIHAN’NY MPANDRINDRAN’NY FIRENENA MIKAMBANA ETO MADAGASIKARA

Nandray ny mpandrindra eo anivon’ny Firenena Mikambana sady mpisolontena ny PNUD eto Madagasikara, Ramatoa Violette Kakyomya Kenyana, ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jeneraly RASOLOFONIRINA Béni Xavier, ny folakandron’ny alakamisy 25 oktobra 2018. Vontoatin’ny fihaonana teo amin’ny roa tonta ny fifanakalozana eo amin’ny Firenena Mikambana sy ny Minisiteran’ny Fiarovam-pirenena mba hampaomby bebekokoa ny fiaraha-miasa momba ny

Résultats de la 2° phase des concours d’entrée à l’Académie Militaire Antsirabe, année 2018

  Admis définitifs XLII° Admis définitifs XXI° PIA Instruction attn XLII directe et XXI PIA admis définitifs        

FIARAHA-MIASA ARA-MIARAMILA EO AMIN’NY FANJAKANA MAROKANA SY I MADAGASIKARA

 Miroborobo hatrany ny fiaraha-miasa eo amin’ny Fanjakana Marokana sy i Madagascar. Ho an’ny sehatry ny fiarovana ohatra dia nisy  ny fanomezana vatsim-mpianarana ho amin’ity taona 2018 ity. Nomarihina izany tamin’ny nanomezana ny tapakilam-piaramandina ho an’ireo miaramila ao amin’ny Tafika Malagasy 8 mirahalahy tamin’ny Masoivohon’ny Fanjakana Marokana, Andriamatoa Mohammed Benjilany sy ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny